samedi 17 juin 2017


 MANALA NY SEMPOTRA , KOHAKA , REHOKA AO @ TRATRA



Noho ny fahabetsahan'ilay kohaka & sempotra dia mahafaly ana ndray ny mamerina ity traitement naturel ity ary tena mahomby izy ity ho anareo zay mbola tsy mahafantatra.
MANALA NY SEMPOTRA , KOHAKA , REHOKA AO @ TRATRA
1- Mananasy (ananas)
2- Tamenak'atody
3- Asiana siramamy na tantely
>> Sasana ilay mananasy (ananas) vao voasana ary teteha boribory avy eo rarahana siramamy na tantely mba hivoka ilay ranony raha toa ka tsy misy mixeur ao aminao raha misy dia mixé fa Tsy asina rano . Rehefa vita zay dia hafangaroy ilay tamenak'atody dia avelao maka aina kely vao misotro 1 sotro
>> Raha zaza 3 taona dia 1 sotro
Atao 3 isan'andro
Raha zaza 4 taona à 18 taona mihoatra dia 1 sotro Maraina, Atoandro ary Hariva