lundi 18 mars 2019

SOMBIN-TANTARA FIRAISANA ARA-NOFO ( i MEVA )


Meva no anarako avy any fianaratsoa no fiaviko
Nalefan'ireo ray aman dreniko taty antananarivo aho mba handrato fianarana
Saingy tsy zay anefa no zava nisy
Tsy zay no zava nisy hoy aho aminao fa avy nanefa sazy 3taona tany am ponja aho ary itady ny zanako;asaiko ianao hiaino ny tatarako atsapanao ilay hoe "fonjam pitiavana "
⇨23taona aho izao mitatara aminao zao

Efa napafatariko anao ihany fa i meva no anarako;19taona aho no tonga teto an tanan dehibe ka nianatra teny amin'ny univeriste;azo lazaina fa tambanivohitra ny tenako raha mihaotra ireo tovovavy hitako mifamezivezy ety akatso tovovavy iray izay ihany no mba namako dia i Tiana;nifapizara ny manta sy ny masaka tamiko tokoa aloha raha i tiana ka tsy adinoko;efa ela nivezivezena teny ankatso aho no naita an'i Thony ka naomboka teo ny tatarako

Indray andro iny ande hody iny aho no nisy fiara nanaraka ahy avy ato aoriana ka tsy naharitra aho fa nijanona sady nierika
Nivoka ilay lehilahy;toa niotaka be ny foko nijery zato ankaton'ilay tovolahy ka tsy tonga saina aho raha tsy izy no nanaitra ahy
T:thony; z:zah
T:mademoiselle misy manahirana anao gah
Z:ahhh aa tsisy kah
T:thony no anarako ary nenao meva ah
Z:fa aona kay no ahalalanao ny anarako azafady tompoko
T:hmmm narahako foana enao de nisy olona nantaniko de zay nanotaniko
Z:ay i zay fa veloma enao
T:ndraso aloha eh (sady nosotominy ny tanako )Aleo enao ateriko sa bedy i
Z:raha tsy manahirana anao
Deh lasa zahay nande sambako teo amin'ny fiainako no hitangina fiara raitra toy itony
Dia nanomboka teo ihany koa ny tataranay.

Nanomboka teo ihany koa dia mitsena ahy foana i thony ary niafara tamin'ny fifakatiavana izany;nanome toky ahy izy fa ho ahy irery ary izaho koa dia nanome toky azy fa anaja azy; efa ho heritaona mahery izay no niarahanay ka nanao nanapekevitra izahay fa anao firaisana ka toy izao no resakay
T:de aona vonona zany enao
Z:hmmm oui fa aiza no atao sa any aminareo
Tafatsangana tampoka i thony ka niteny tamiko
T:aa aleo any aminao ka nenay ne ki ao fona eh
Z:eny ary aleo zany rariva eh de any atrano de tonga de matory any enao
T:ok iezaka andainga ao trano zah aloha
Dia tonga tokoa ny hariva dia niantso ahy thony fa efa akaiky asa ngah zay lainga natao tamin'ny olona tao an tranony!!!nisy nandona ny varavaraka ka novohaiko

I thony no tao dia napandrosoko izy
Vao tafiditra tao an trano izy dia nanala ny akanjony ka nidaboka teo am pandriana nandeha nanao raharaha tao an dakozia
Rehefa avy nisakafo zay dia nande namonjy douche zah
Rehefa avy namonjy douche zah de nande namonjy an'i thony teo am pandriana
T:aona ki cherie
M:ela be enao vo tonga ah
T:ka zah ne tsy maintsy mandamina ny ao an trano eh fa efa eto ah zao (sady niakatra teo amboniko izy no nanala ny lamba nandrakotra anay;tsy niteny ah fa nanatona ny molony ny molotro;nifanorok maharitra izahay ka nalefany tao anaty akanjoko ny tanany toa mitsangam bolo zany ah nefa makafy be;nalany ny patalohany dia natsipiny teny am tany nasabakany be ny feako no sady manoroka ahy izy tsapako mihenjana ny azy
Nalany tateraka ny akanjoko ka ninono ny foriko izy tsy aritro tsony fa misy zavatra mangididi be ka niataka kely iny rano mitosaka avy any;efa ande ampiditra ny azy izy dia natsofony ny tanany zah kosa nikipy sady mataotra niala izy dia nopihany ny jiro
Niverina teo am boniko izy no sady nakasony tamin'ny ah ny azy naletiny moramora ka nihika kely aho tsy niteny izu fa natsofony injay reko reko eny reko tokoa ny fiditry ny latany any anatiko any reko ihany koa ni ra nikorina tamiko;tsy niteny ah fa namikitra azy sady niaritra ilay fanaitanako izy nanoroka ahy sady nipompy ahy mora )rehefa itany fa nahazo aina zah dia nataony teo ambony toa tsy menatra akory ah fa zah ndray no nakafy be tena tsapako mivahavaha be ny valahako toa makafy be zany isaky ny tonga ny azy dia mamikitra ahy mafy izy sady mandefa ny azy any...dia zay ilay alina iny raha nofintiniko taminao.

Taitra aho ny maraina de efa tsy teo tsony thony nisy vola nipetraka teo amin'ilay latabatra teo an doha pandriko;niarina aho dia nisasa dia nisakafo maraina iny zaho namafa trano iny no nahita peratra volamena tsara be no sady matevina reny peratra mariage le izy natsofoko tamin'ny tanako le izy ka notoizako ny raharahako
Rehefa atondro dia nanao fotoana tamiko i thony ka lasa aho namonjy izany
Vao nihaona izahay dia nifamihina be
M:lasa tsy niteny enao tamin'ny maraina
T:ka zah sady mbola nandamina zavatra (taitra be izy nahita ny tanako nisy ilay peratra )
Taiza no naitanao an'iny
M:tami zah namafa trano koa
T:ay i (sady tsapako afa be ihany izy )
M:ho aiza tsika
T:misy zavatra angatahako anao fa aleo mitady toerana calm tsika

Dia lasa zahay namonjy irony toera pisakafoanana lehibe irony
Rehefa samy teo an databatra dia nandray ny tanako I thony
T:tiko be enao enao manontolo mihitsy ahhh
M:,zah koa tia anao
T:fa zao enao ve afaka manome zanaka anah
M:otran tsy azoko koa zany
T:aa mba te iteraka ah de aminao no tiko ananana azy aza matahotra enao fa ho sambatra nareo mianaka
M:zay mianaka rery ve tsika telo mianaka kah (sady namonjy nanoroka azy ah)ka reny ange tsy mety raha tsy atao raharaha tsika fa manala baraka eh
T:tsisy manalabaraka zany fa aleo aloha miteraka
Nanaiky tokoa aho satria efa nafoiko azy izaho manontolo saingy i...

Nisy fotoana zahay efa roa tokom bolana tsy nihaona;nalaelo aho fa miasa hono i thony;indray andro dia nanao fotoana taminah toerana mangina be zay nanao robe fohy sy manitona aho satria efa itako fa tian thony zany;tonga tany amin'ilay toerana aho dia efa nipetraka teo izy nanatona azy ah sady nipetraka no nanoroka azy
T:meva manaitra be anah ny pozinao
M:zany ve tsita tsony enao
T:mbola namita asa betsaka kia zah ah .fa efa ho eto amizay
M:zany i
T:yeh sady nanoroka ahy i thony Zagreb koa moa tsy naharitra fa tena nangoritsina;anisany zavatra efa tato an tsaiko hoe tsy maintsy anao zay ka tsy nasiko silipo lay robe nanaovako fa nasiko irony akanjo lava matevina ireny .
Dia lasa zahay nakany atranoko vao voahidy ny varavarana dia nisotomin thony ah tsisy resakq fa nifanoroka be zahay no sady manala akanjo ihany efa tapitra niboridana zahay ka natsofony tany ny tanany tsy aritro tsony fa tonga dia navadiko izy dia nitombina teo amboniny ah sady ninainanaina mafy ery vao tonga ny azy dia nalefa tany tsy ary votanisako aminao mpamaky eto ny zava bitanay fa mifakatia zahay ka araho ny tohiny

Bevoka ah ary efa miha hita ny kiboka an kafaliana nefa no nandraisan'ithony anzany satria efa te iteraka hono izy
Miasa mafy tsy mitandro asasarana lay malalako eny manao vy verin'aina mba hasambatra anay sy ty zanaka tao an kiboko... indray andro tao an trano zah sy thony no nisy niantso izy dia nivoka rehefa avy nivoka izy dia nisitona anah dia niteny
T:ndao enao wany an trano fa tsy mama androany
Z:rovina ihany zah vo tsy afeninao an mamanao tsony
T:ndao re ah sady nanoroka ahy izy
Dia lasa zahay nande taxi vetivety dia tonga tany an trano efitra maro sy trano be no nitondrany ahy tena manana tokoa izy
Nentiny tany amin'ny toera pandriany ah de nalany ny akanjoko izy ande iondrika inono ny ahy no nisy vehivavy niditra niaraka amin'ny polisy...
Ramatoa mitratrevatreva be no indro mijoro eo anoloko no sady miteny tamin'ny feo entitra manao hoe "io polisy ah tonga de alaivo fa sady mangalatra ny vadiko no miditra ato an tranoko mandroba tsy nisalasala ilay polisy fa nasainy niakanjo ah de nofatorany ny tanako nandritra izany dia ranomaso sisa nijohy netin'ilay polisy ah tsy niteny ah fa nierika nijery an thony iny zah nierika iny no no nofelaha'ilay ramatoa"dia nizotra tamin 'irony fiara ny mpiatandro filaminana ah noroizana toy ny mpangalatra asa ngah tena tsiniko tokoa ve fa nangala badin'olona ah tsy aiko
Ny ampitso de tsy maintsy nalefa tany am ponja an tanimora ah fa tsy afaka mitana ahy maharitra ny polisy ka any hono no miandry fitsarana
Tonga ndray andro tany ah dia nisy namangy vao nahita an thony ah dia ny ranomasoko no nijoy marihiko fa nihaona mivatana zahay fa tsy nisy rindri mby nanelanelana tsy an tsaiko tsony hoe iza no diso fa de nitoraka mafy tany aminy aho
Tsy tanany ny ranomasony fa latsaka koa
T:meva ah tiko enao tiko ny zanatsika
M:tinao ve zah tsy tiko iloka ny vavanao tsony zany satria nampitondra ny mafy ahy ay enao efq manambady
T:manambady ah fa teo am pikarakarana divorce satry tsy miteraka izy enao no tiko malala ah ataoko ze atafavoka anao ato na aona na aona
M:tsy aiko tsony eh malaelo ah satria reny toa ahy ihany no nitsangana ho mpitory ahy ary atramizao de mantany tena ah hoe aiza ao anaty lalana no misy fa fadisona ny mitia tsy aiko anjaranao no mamaly ahy
Vetivety dia tapitra ny ora ka lasa thony lasa izy fa moa ve mbola tazomini ny teniny tsy aiko fa aoka ny ampitso no amaly
Namangy ahy matetika thony ary niezaka nitady vahaolana ahafahako aingana tato am ponja
Roa volana zay no nijanonako tato ary hiatrika fitsarana ny tenako amin'erinandro niezaka aho nitraka ho an'ilay sombini ny aiko zay tsy mana tsiny nefa mifonja noho zah
Netina tamin'irony fiara irony aho nizotra namonjy ny lapan'ny fitsarana
Tonga tao izahay ka efa somary tomefy olona tao nirohizana tamin'irony rojo vy irony ah ary ny kiboko efa hita be ihany
Teo am pitsarana indro tazako thony sy ilay vehivavy vadiny toa somary lebebe ihany zato izy mbola tsy nanomboka ny fitsarana de nanatona ahy ilay ramatoa ka niteny tamiko tamin'ny feo entitra "nenah ny vadiko afako fona fa enao no adoboko any "
Eny adobony any tsy efa midoboka ve zah

A SUIVRE....