Momba ny nify sy ny olo-manara.
• Raha ny tena marina dia any ambohoka dia efa tokony hosorohina ny olimanara. 4semaine niforonan'ny zaza manko dia efa manomboka miforona kely ihany koa ny nify.Miainga @ fisakafoanan'ny reny izy io,manakarena Kalsioma,fôsfaoro ary fluor mba hanatsara ny nify.
• Rehefa teraka ny zaza dia ny nonon-dreny fona no homena ilay zaza mba hanampy Tsara @ fiforonan'ny nify .Misy fomba arahinao ihany koa eo ampinonona azy.Mipetraka ny reny ary atohoka tsara @ nono ny zaza ,ny antony dia ny mba hahitsy ny fitsirin'ny nifin-jaza mba tsy hampalaky ny fiforonan'ny olimanara.
• Tokony mahavatra manasa ny hihin-jaza isaky ny avy minono na farafaharatsiny alohan'ny hatory .Lemana rano maty2 ny landihazo ka iny no hikosehana mora2 azy fa ny antony dia mety miteraka olimanara ny ambin'ny ronono ao ambavany.
• Ny fluor dia mahatsara sady mamotsy nify io singa io.Tokony hihinana azy ny ankizy manomboka eo @ 2ans 6mois ka h@ 7ans ,ary manantona mpitsabo aloha.
• Mila miborosy nify in2/ jrs dia ampy ny maraina sy ny hariva .
raha toa ary ka tiana ho fotsy fona ny nify dia misotroa rano isaky ny avy misakafo ary alohan'ny hatory dia koseho @ landihazo nolemana citron ny nify .Tsy hatao matetika fa hanimba nify izany 2x/mois
• Misy fomba hitsaboana azy ity @ alalan'ny thé vert sy thé noir .Misy antyoxidant mantsy ao anatinizy ireny izay manakana ny plaque dentaire no mamotika ny asan'ny bacterie ao am-bava .No sady manala ny fofom-bava ihany koa.Koa mazotoa misotro azy io.
• Ny vitamine C dia tena ilain'ny nify .Manamafy ny bakolinify izy ary mahasalama ny hihy.Dia ny mbola kely dia efa omeo vitamine C fona ny zaza mba tsy hanany olana eo @ nify.
• Tadidio koa fa ny Dentifrice dia tsy azo ampiasaina rehefa avy nisotro zavatra misy entona fa be Acides be mantsy izy ireny ka mamparefo nify .Raha mbola miampy ny fiasan'ny dentifrice izany dia vao maika simba ny nify.Ary ny vahaolana dia misotroa rano aorian'ny jus ary miandry 30mn any ho any vao afaka miborosy nify
10)Ity indray misy fomba hapitoniana ilay nify marary
Ranomandry.atao anaty sachet ary atohoka @ faritra marary (ivelany )izy io ary avela eo fa hijanona ny fanaintainana.
Tongolo gasy .Totoina malemy tsara ary apetaka ao anatin'ilay nify marary dia hitony izany avy eo
-Ory mora2 @ fanondro ny takolaka sy ny ravin-tsofina .Fantatra mafy fa misy fiatraikany @ nify ny fanorana azy io.
-vinaigre de cidre 2sotro fihinana ataovy ao anaty rano tapaky ny vera ary ahotsakotsano amininy ilay nify fa hitony izany
-vovo-tsira atao toy io vinaigre de cidre io fa 1 sotro no fatrany.

Toy ny mahazatra aza adino ny mizara