jeudi 29 juin 2017

TOSI-DRA MIAKATRA sy MIDINA 


TOSI-DRA MIAKATRA
1. TONGOLO GASY, VOASARY MAKIRANA:
tetehina ny tongolo gasy 1 hasiny maromaro rarahana ranona citron1
hanina manta toy ny crudité
2. TONOLO GASY, PERSIL
sasana madio tsara ny persil, tetehia ny tongolo gasy hasiny vitsivitsy
hanina manta na hanina miraka amin' ny crudité hafa
3. RAVINALA
tetehina ny ravinala 1 njehy ( ilay tahony akaikin' ny raviny)
ampangotraho amin' ny rano 1 litre ( atao very sasaka)
sotroina 1 vera (3 fois pars jour) mandritra ny 3 andro
manaova controle foana rehefa vita ny 3 andro
Azo averina foana io mandra-pahasitrana fa asiana fiatoana herinandro 1.
TANDREMO: AHENA NY SIRA sy MENAKA.
TSY MAHAZO MISOTRO NA MIHINANA SAKAFO NA MISOTRA
ZAVATRA AVY AMIN' NY THYM
4. VOANKAZO sy LEGUME ( tsy nandrahoina)
tena mahasoa ny fihinana voankazo sy legioma isan-karazany
5. CITRON
tsara ny misotro rano nasiana ranona citron tsy nasiana siramamy
6. LAISOA, ANANDRANO, EPINARD (mitondra vit K sy C)
atao crudité
TOSI-DRA MIDINA
1. ROMARIN, THYM ( iray mitsaingoka) PERSIL
afangaro ny thym sy romarin avy ny persil, afaka arahina citron
hanina toy ny crudité
2. misotro dité natao tamin' ny romarin na thym, tahony 1 avy, ( tsy mihoatra ny 10 andro)
3.JUS DE RAISIN
tena tsara ny misotro ranona voaloboka mandritra ny tontolo andro
3 MIHINANA VOANKAZO MENAMENA toy ny betterave, grenade na ampongabendanitra na fraise
🚩aza adino ny mizara izay qoa azona amin' ny hafa e. Dia mirary fahasalamana ho an' ireo tratry ny tsy fahasalamana o.
Dia mirary tontolo andro ombam-pirahiana sy fiadanana ho anao manokana