Mba te-hanontany ny hevitrareo vehivavy efa sendra tantara mitovitovy @ ity tantara ity aho.
Manambady efa 12 taona ary efa niteraka 2 izahay. Anisany hendry @ vehivavy ihany angamba aho satria na dia nanana flirts maromaro fony adolescente aza dia 24 taona vao niditra t@ sehatra firaisana ara-nofo ary ny lehilahy nisantatra ahy ihany no lasa vadiko, izaho moa anisany tena mpanenjika ny olona mampirafy satria nizy olona akaiky ahy nampirafesin'ny vadiny ka izaho mihitsy indray no niady talohan'ilay tena tompom-bady. Niaraka 6 mois izahay no nanomboka niditra t@ io ary 5 taona taty aoriana vao niroso t@ fanambadiana. Hatreo tsy dia nisy olana teo @ couple-nay. Niteraka ny zanakay voalohany, niteraka ny faharoa. Ny complicité tena tao tsara. Asa na noho io complicité io fa nanomboka tsy nisy niafina intsony ny resakay, tsy toy ny t@ voalohany mbola misy jardin secret kely ihany. Indray andro, tsy tadidiko ny resaka fa niteny tamiko ny vadiko hoe :

Raha sendra fakam-panahy enao ka tafaroboka @ fampirafesana dia ireto fotsiny no angatahiko :
- Aza mandrava tokantrano (na ny antsika na ny an'izay olona tafiaraka aminao)
- Aza mitondra aretina miditra ato an-trano
- Aza mandrava tokantrano (na ny antsika na ny an'izay olona tafiaraka aminao)
- Aza mitondra aretina miditra ato an-trano
Nametrahako fanontaniana izy hoe avelanao hanao sipa angaha aho ? Tsy novaliany ilay fanontaniako fa noteneniny hoe tsy izany no tiako ambara fa raiso @ izay fandraisanao azy fotsiny io.
Ny asako moa mifandray @ client ary fantany tsara izany, ary fantany koa fa tena misy clients tonga ao am-piasana fotsiny hikôty sy hananihany.
Nisy fotoana ary nisy lehilahy ni-inviter ahy hiara-hisakafo atoandro aminy tsy lavitra ny fiasanay. Izahay moa manao heure continue ka pause 1h ihany hisakafoanana. Nolaviko io fanasana io fa nodiako fanina ranamana ary nolazaiko hoe efa manana sakafo aho hohaniko ato am-piasana, sady tsy @ gout-ko moa ilay olona moa izaho tsy nieritreritra hanao sipa izany. Nony ampitso tsy tonga tao am-piasana izy fa niandry tsara t@ fiara t@ 12:30, ora fivoahako hisakafo eo akaikin'ny fiasana ihany. Nandefasany code-phare aho dia nantsoiny sady noteneniny hoem raha handeha hisakafo ihany tsy aleo ve miaraka eh ? Tsy hitako izay natao ka nanaiky tsy sazoka aho. DIa niara-nisakafo izahay. NAteriny niverina aho t@ 13h30 dia vita hatreo iny. NOtantaraiko ny vadiko io tantara io @ maha tsy manafinafina anay. Tsy sarotiny izy satria efa nisy hatrany ny fifampatokisana.
Nony ampitso iny nisy lehilahy iray hafa izay efa nikôty sady nibaboka tamiko mihitsy hoe tena tara be amiko ary mpandefa sms mambabo be isaky ny avy mandalo ao am-mpiasana, tonga tao ary avy dia ni-inviter ahy koa hiara-misakafo atoandro. Lasa ny saiko hoe inona ary no nahatonga ahy ho nanintona lehilahy toy izao. Dia nekeko par politesse koa io ranamana io saingy tsy iny andro iny fa andro hafa. Nanomboka teo nieritreritra tsy hampahafantatra ny vadiko ilay invitation faharoa io satria sao hampiahiahy azy.

Tany @ fisakafoanana dia ni-inviter ahy hiara-hivoaka alina aminy @ andro zoma ranamana. Tsy nety tamiko io ary noteneniko azy hoe tsy possible izany satria izaho manambady ary tsy hanaiky an'izany ny vadiko. Teo nefa dia nisy naman'ny vadiko nahatazana anay tao @ ilay resto, tsy maintsy hotantaraina azy ihany sao ilay namany no hitantara voalohany any.
Taty aoriana mbola nanasa ahy hiara-misakafo indray izy dia tsy afaka nandà intsony. Nony tonga tao anaty fiara anefa gaga aho fa efa nisy sakafo tao (Hamburger, Coca, ...) dia novelominy ny fiara dia niainga izahay ary nanontaniako izy hoe ho aiza isika. Tsy taitra izy namaly aho hoe te-hitokana miaraka aminao irery aho fa tsy any anaty resto nefa tsy ato anaty fiara koa satria mafana be ato, Afaka entiko any @ hotel ve enao de any tsika milamina kokoa ?
Tsy hitako izay ambara satria na izaho koa aza efa elaela rehefa tsy mahita azy ao am-piasana sy tsy maharay ilay SMS mambabo be dia otrany hafahafa, nokapohiko fotsiny ny tanany sady noteneniko hoe enao maditra fa tsy tiako.
Saika naveriny tao am-piasana za nefa za ndray no niteny hoe zao ve de hiverina any sahady nefa ny sakafo aza tsy mbola lany ? Dia nentiny t@ hotel iray tsy lavitra loatra ny fiasako fa 20min eo ho eo dia tonga any na misy embouteillage aza.
Mazava ho azy fa dia nanao fotsiny no nataonay tao nanomboka 13h hatr@ 15h. Ny sefoko mbola antsoiko nilazako ny fahatarako satria mbola "mitsidika client" (Tena client tokoa)
Nanomboka teo farafahakeliny 1 fois par semaine, indraindray 2 na 3 fois (surtout rehefa tsy eo ny vadiny) dia alainy ao am-piasana foana aho na atoandro entre midi et 14 na hariva apres 17h dia direction chambre d'hotel.
Ny vadiko moa efa zatra mahita ahy mody taraiky ary aterin'ny sefonay (vehivavy) mody satria matetika misy fivoriana tokoa tao am-piasana, dia tsy dia taitra nahita ahy mody harivariva vers 19h30 any ho any.
Naharitra 5 volana teo io fiarahako sy io lehilahy io ary rehefa misy fotoana mandeha faritany izy dia tsy mitsahatra ny miantso kely, dia izaho indray no malahelo.
nisy fotoana faramparany niarahanay no hitako tena nampalahelo ahy satria niantso ny vadiny dia noteneniny hoe "Mbola mivory ato am-piasana fa avy dia misakafoana dia matoria fa mety ho alina be vao tafody" avy eo le vadiny manao bisous sy je t'aime ao @ téléphone nefa izy @ io miboridana miaraka amiko. Teo aho tena nalahelo sady nieritreritra hoe raha ny vadiko no ôtran'izao angamba tsy ho zakako fa na miady na za marary fo. Afaka andro votsy talohan'io dia nifindra asa ny vadiko ary iray immeuble aminay ny toeram-piasany. Sahirana ny foko satria tsy hotafaraka @ ilay sipako nefa faly koa satria efa fantatro hatry ny ela fa tsy hotohizana mandramaty ilay fiarahana fa tsy maintsy hajanona indray andro any. Nanomboka teo no noteneiko izy hoe aleo hilamina @ zay fa ramose miasa ao ambony ao ka tsy hay raha tazany ny fivoahantsika eto.
3 volana torianan'ny nijanonako t@ ilay fiarahana dia niverina indray ilay resakay mivady @ ilay hoe raha misy fakam-panahy. Nanontaniako azy tsara ny antony dia nohazavainy tsara : Mety misy ny fakam-panahy, mety misy ny olona mba nampi-fantasmer anao ka raha sendra tafaraka irery ianareo ve dia havelanao eo fotsiny izy ? Miaraka mission na tafaraka bloqués irery anaty ascenseur pendant 3 heures En plus raha tsy diso aho dia izaho irery ihany no lehilahy nanaovanao RS hatr@ izay, dia mba mahita experience kely hafa ianao.
TSy hitako izay notenenina fa hany heriko nanontany azy hoe "Tianao hofantarina ?" Efa nisy ilay olona ary vao haingana izahay no nisaraka, juste t@ ianao nifindra asa iny. Dia notantaraiko brievement ny fiarahanay ary gaga be aho fa tsy tezitra izy nefa boramena be ary excité be tsy nisy otran'izany. Asabotsy apres-midi io andro io ka nalefanay tany @ cousine-ny ny zanakay ary dia nanao RS be tao izahay mivady, ilay mpanampy aza angamba gaga fa nihidy trano tao foana izahay 2 ary nefa izaho tena nikiakiaka be nihitsy pendant an'izay.
Ny alina manontolo mbola nitohy ilay izy ary tena hitako hoe tena nanovokovoka mihitsy ilay vadiko.
Ny alina manontolo mbola nitohy ilay izy ary tena hitako hoe tena nanovokovoka mihitsy ilay vadiko.
Nanontaniako azy ny effet nahenony ilay tantarako dia hoy izy hoe "tena excitant be, mampte hanao be, mbola tiako kokoa raha hitako mihitsy enao sy le oul manao eo am-pandriana fa rien que d'y penser je bande toujours; Maninona raha antsoina izany de tsika 3 no miaraka ? sns...
NOteneniko azy fa tsy sahiko ny hiaraka manao @ olona iray nefa misy 3 eme personne eo, mbola nampiany hoe ary maninona raha mitady couple tsika dia any no mifamadika raha mety na koa samy manao fa mifampitazana ? Dia tsy mbola nanaiky ihany aho.
Izao aho lasa saina hoe izaho ve dia nahavita an'izany ? Ny fitaizan'ny reniko ahy, ny tontolo niainako (Sekoly, fiangonana, etc...) tsy nisy na iray aza mety nampahatonga an'izany. Ny tsapako effet declencher dia ilay attention azoko sy ilay teny mamy nambabo avy tany @ ilay bandy.
Finalement izany mora babo ihany aho rehefa sendra ny mahay azy, saingy ity vadiko dia nahagaga ahy fa tsy tezitra mihitsy ary na nisy aza ny ady teo aminay mikasika ny relation-nay tsy nampiditra ioresaka io mihitsy izy
Asa isay efa niaina an'io naroe eto dia mba zarao ary koa mila commentaire mikasika an'io aho