FANALANA ILAY TACHE AMIN'NY TAREHY
1) Tongolo gasy!
Totona ny tongolo gasy ary osorana @ ilay mibontana kely Be dia be iny avela mandritra ny 4h na ny alina manontolo dia bandina raha toa ka 1 & 2 avy eo sasana @ rano mafana ilay tarehy! Atao mandritra ny herinandro
2) HUILE DE RICIN & BICARBONATE
1 mitsongo @ bicarbonate ary quelque goutte d'huile de ricin osorana @ ilay tarehy iny no sady manadio ny tâche raha teo koa ilay huile de ricin! Avela mandritra ny 1h ary sasana @ rano maty2 avy eo

3) JUS D'OIGNON
Alaina ny ranona tongolo be dia osorana @ tarehy misy Azy ary avela mandritra ny 30 minutes dia sasana @ rano maty2 avy eo