samedi 1 juillet 2017

ROMARIN sakafon'ny atidoha mba  tsy ho very saina 

-Mety hoan'ny rehetra!
-Manomboka izao ny Sakafo rehetra ao an-tokatrano .Asio ROMARIN na vovoka maina na Mando(Lena) tetehina.
-Afaka ahazana ho maina Tsara ary Kosehina ho Lasa Vovoka ary ho tehirizina.
-Hoan'ny olona tena tsy mahatadidy na Mati-arika na Verivery Saina afaka atao Evoka (Fumigation) 5mn
In-2 isan-kerinandro.
-Koloy ny Saina mba ahiratra sy mba hisaina tsara @ atao rehetra.Ampitiavana!!!