jeudi 1 octobre 2020

Tantara mampitahotra “ Tranga niseo hitako teny amin'ny Hopitaly "


Namangy olona teny aho , iray chambre amin'ilay olona novangiko ity Ramatoa iray ity .

Niteny hoe " Vonjeo Aho fa may ,may aho hoa , omeo rano aho fa mangetaheta , ahy izy ity efa miala aina "

Izaho moa tamin'izany tena tsy mba nahafantatra ilay hoe tenina izy amin'ireny hoe " Raiso Jesosy " fa nijery2 fotsiny , anefa tena efa ho minitra maromaro ihany no niala aina teo, nahavitana vavaka fanoloratena mihitsy😣

Betsaka koa ny olona miala hitako sy no tantaraina tamiko niteny nanao hoe " Omeo rano aho , hantsagano aho hoa , omeo rano aho fa mamay be " .

Lasa resaka be ato ilay hoe misy afobe sa tsy misy .

Izaho aloha miteny hoe misy io .

Enao tsy mino io , rehef Maty anie enao tsy maintsy misy ireto soratra ireto amin'ny feraparanao e , ary ny mahagaga fa na dia mpanao skidy sy mpamosavy ary.

_ Amin'ny finoana ny fitsanganany tena amin'ny Maty , aminio mbola hira évangélique no endrasana ireny olona ireny .

Tsy maintsy hampina anaram_piangonana sy fotoam_pivavahana foana ny fatiny .

Izany rehetra izany dia milaza fa misy fiainana aoriny fahafatesana .

Na Afobe na Paradisa .

Aiza ny fataorana sy ny tsy finoana no hilazana fa tsy misy ny afobe .

Raha tsy misy ny afobe de makaiza ary ny fanahinao ,amin'ilay fitsanganany tena amin'ny maty dradraina amin'ny ferapara .

Aminio na olona nanao tsy marina ary de miteny daoly ireo fiainakaviny manao hoe " Jesosy anie hitsena anao eny amin'ny Rahon'ny Lanitra " .

Fa inona marina e 😂😂aleo manao ny tsara foana na tsy mino ary , aleo mande amin'ny fahamarinana foana .

Raha tsy misy ny afobe arahaba soa arahaba tsara .

Misy ny afobe enao nande tamin'ny fahamarinana .

Teny hatsipy ho any manam_panahy .

Samia miambina fandrao tonga any vao hiteny hoe misy kay ny afobe 😂😂.

Ny Ray aman_dreniko aram_panahy talohan'ny nahafatesany ,toizao ....

Nanafatrafatra ireo zanany , avieo izy nanao veloma anay sady niteny hoe " Ande aho fa efa Io Jesosy haka ahy " nakipiny ny masony de maty izy .

Ny fahafatesana ratsy fanahy no tena tsy tiko mijery azy mijalijaly vao maty 😌

Rehefa ireny Pasteur ireny no ataonao olana , tsy mpakany ampiangonana no atao mpivavaka ka , afaka mivavaka tsy miditra antokom_pinoana koa ny olona iray.