-2012 ny tantara ny resaka mosavy nahazo azy no niantomboka, ka 2020 vao
sitrana.
- rangaha iray ataoko hoe (mr)42 ans , mpanao bizna import export, dubai
, chine, inde, thailande, coree , europe , iny nisy azy daholo .
-tena milliardaire be izy io , tena hoe tonga teo am farantampony, trano
, rehetra nananany daholo.
Izy moa efa milliardaire be rahateo ka na dia izany ary nanantona mpitsabo
gasy vitsivitsy izy tam zany :
-hiarovana ny harenany
-famatombola
-fiharo am fahavalo
Efa nahazo ireo ody rehetra ireo izy tamna mpitsabo gasy iray, izy moa
tam zany mbola tena patron be ka dia nentiny nampiasaina ho fiharo fotsiny ireo
ody reo.
Betsaka reo olona mialona azy sy mifofo ny ainy , betsaka mits ny olona
nanisy azy tam fanafody gasy fa mbola tsy voa izy ary mbola tsy matin fahavalo.
-fa ti resaka albadir ity no tena tsy naha-olona azy intsony fa efa
saika lavo tanteraka
Zao fandehany , ny taona 2012 izy no nasin olona tam resaka albadir io
ka tena nalemy teo am-pandrina , 2012 jusk debut 2020 izany hoe 8 taona tsy
tafietsika teo am pandrina
-Ny 75% ny fanany rehetra lany nitsabona azy fotsiny tao anatin.zay 8
taona zay .
Tao anatin'zay 8 taona izy narary zay dia zao avy nitranga taminy.
-2012 : dans le commat 1 mois, ny dokotera
rehetra efa nanasa tanana hoe tsy avotra tsuny ti fa nifoha ihany.
-2014 : efa mba cava cava fa mbola tsy tafantsangana am pandrina. Dia
rehefa alina ny andro milaza izy fa misy mahita aloka ana olona mainty be tady
anakenda azy.
2015-2016 : nentina nampandrona nobataina teny am doany dia afaka ilay
lolo ratsy
Sitrana nanomboka tafiarina tsikelikely moa izy ankehitriny fa mbola an
dalany manomboka mianatra mandeha tsikelikely eny .
- fa raha resaka samy mosavy dia albadir io tsy misangy io, fa soa ihany
izy taloha fa efa nanantona mpitsabo gasy dia tany no nazahony ody fiharo
niharo ny aina tsy matim pahavalo nandritra zay 8 taona zay . Izany hoe tsy
mativonoina.
-fa raha tsy nisy fiharo izy otran zay efa maty , fa io rehefa resaka
mosavy , betsaka cas hitako zay fa io tsy vitan'ny dokotera, vavaka sy
delivrance zany fa eny mpitsabo gasy ihany no mahavita an io raha mbola te
hitazona aina
Farany
Fantatra ihany moa ilay olona namosavy azy , ary olona akaiky
fianakaviny ihany ,
-tena efa nifofo ny ainy ho faty mits olona ray tao famille an zareo io
, fa noho ny ody fiharo niharo azy dia tsy matiny i mr .
-janvier 2020 maty ilay fianakaviny namosavy azy dia zay izy vao
tafantsangana .
Izany hoe tsy matin zareo hatram farany fa zareo namosavy no ndray maty
aloha satry ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.