Niandry
commission tonga train izahay indray alina izay (vers 23:30 tany) (gare
mandraka koa mitokana be anaty ala sady mangina) miandryandry eo ivelany trano
eo daholo zay mianakavy satria mataoatra, de mitondra lampe de poche satria
maizina be, de gaga izahay fa ery lavitra ery misy otrany oeh maso mena mena
be, 2 paires ana maso mifanakaiky eo, rehefa mitsilo am jiro izahay de tsy misy
inona inona, rehefa pihana ny jiro de reo ndray le maso !
Hatramzao
misitery taminay hoe inona ilay zavatra.