Tamin’izy
narary mafy dia nisy mpamosavy nitsofoka tao atranony.saika anapitra ny ainy
angamba.ny olona niandry any Dadabe taminio nivoaka vetivety,tsy natohatra ny
heriny Dadabe io mpamosavy io dia niafina tao ambany fandriny.tonga ilay garde
any Dadabe dia hoy Dadabe hoe jereo fa nisy nitsofoka ao ambany fandrina
ao.nojerena tao ka io fa efa nisaritabolo be nampataotra tao.nasaina nivoaka
tao izy ka tsy nety.natsona ny fokonolona dia nosikirina nivoaka
tao.nanotaniana ka hoy izy hoe rahalina aho vao saika hanampitra ny ainy fa
hiafina ato fotsiny aho aloha.nasaina navoakany aby ny odiny tao antranony ka
tapakazo efa roa kitapo.nokikisana daholo ilay hazo dia nomena nosony fa ilay
hazo iray manga ny tapany sy mainty ny tapany tsy nety ninana izy.efa ohatriny
sobika ny lohany novonona hihinana fa tsy nety izy.vonoy ho faty aho hoy izy fa
aleko maty.nodorana ilay odiny avieo ka izy no ninainaina hoe may ah e may ny
voloko e,may ny tanako e,sns. Mandrampahalevon'ilay ody.niparitaka erany tanana
kosa ny mandotra bibilava nopiny tao.notombohina taminy angady ka ny angady
indray no miforitra.ady amanaina vao nafaty ny bibiny tao.tamny Dada be niala
aina dia le manolotra tanana ireny.noraisiko ny tanany fa izay mandray ny
tanany hono hifindrany heriny nefa atramizao tsitako hiany zay zanahary tonga
eo.